1 Mpanjaka 12:4 MG1865

4 Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay, fa inty kosa mby aminao ka mba hamaivano ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny zioga mavesatra izay nataony taminay, dia hanompo anao izahay.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 12

Jereo 1 Mpanjaka 12:4 amin'ny teny manodidina.