1 Mpanjaka 12:9 MG1865

9 ka nanao taminy hoe: Ahoana kosa no mba hevitra omenareo havalintsika ny vahoaka izay efa niteny tamiko hoe: Hamaivano ny zioga izay nataon-drainao taminay

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 12

Jereo 1 Mpanjaka 12:9 amin'ny teny manodidina.