1 Mpanjaka 13:1 MG1865

1 Ary, indro, nisy lehilahin'Andriamanitra avy tany Joda tonga tany Betela noho ny tenin'i Jehovah, raha mbola nitsangana teo anilan'ny alitara handoro ditin-kazo manitra Jeroboama.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:1 amin'ny teny manodidina.