1 Mpanjaka 13:12 MG1865

12 Ary hoy rainy taminy: Aiza no lalana nalehany ? Fa ny zanany efa nahita ny lalana nalehan'ilay lehilahin'Andriamanitra izay tonga avy tany Joda.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:12 amin'ny teny manodidina.