1 Mpanjaka 13:14 MG1865

14 Ary dia nanaraka ilay lehilahin'Andriamanitra izy ka nahita azy nipetraka teo ambanin'ny hazo terebinta; ka hoy izy taminy: Hianao moa ilay lehilahin'Andriamanitra avy tany Joda ? Ary hoy izy: Eny, izaho no izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:14 amin'ny teny manodidina.