1 Mpanjaka 13:18 MG1865

18 Fa hoy kosa izy taminy: Izaho koa mba mpaminany tahaka anao ihany; ary nisy anjely nilaza tamiko araka ny tenin'i Jehovah nanao hoe: Ento miverina hiaraka aminao ho any an-tranonao izy hihinan-kanina sy hisotro rano. Kanjo laingany izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:18 amin'ny teny manodidina.