22 fa niverina nihinan-kanina sy nisotro rano tany amin'ny tany izay nandraran'i Jehovah anao hoe: Aza mihinan-kanina na misotro rano, dia tsy ho tonga any am-pasan-drazanao ny fatinao.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13
Jereo 1 Mpanjaka 13:22 amin'ny teny manodidina.