29 Ary nobetain'ilay mpaminany ny fatin'ilay lehilahin'Andriamanitra ka nasampiny tamin'ny boriky, dia nentiny niverina; ary tonga tao an-tanàna ilay mpaminany antitra mba hisaona sy handevina azy.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13
Jereo 1 Mpanjaka 13:29 amin'ny teny manodidina.