1 Mpanjaka 13:32 MG1865

32 fa tsy maintsy ho tanteraka ilay teny nantsoiny noho ny tenin'i Jehovah nilaza ny loza ho tonga amin'ny alitara ao Betela sy amin'ny trano rehetra eny amin'ny fitoerana avo izay any an-tanànan'i Samaria.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:32 amin'ny teny manodidina.