1 Mpanjaka 13:9 MG1865

9 fa izao no tenin'i Jehovah nandrara ahy: Aza mihinan-kanina, na misotro rano, na miverina amin'izay lalana efa nalehanao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:9 amin'ny teny manodidina.