1 Mpanjaka 14:24 MG1865

24 Ary nisy olona nanolo-tena nijangajanga ho fanompoan-tsampy teo amin'ny tany; ary nanaraka ny fahavetavetana rehetra fanaon'ny firenena izay noroahin'i Jehovah teo anoloan'ny Zanak'Isiraely izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 14

Jereo 1 Mpanjaka 14:24 amin'ny teny manodidina.