6 Ary nony ren'i Ahia ny fingodongodon'ny tongony, raha vao niditra teo am-baravarana izy, dia hoy izy: Mandrosoa, ry vadin'i Jeroboama; nahoana ianao no mody olonkafa? Fa izaho dia nirahina hitondra teny mafy aminao.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 14
Jereo 1 Mpanjaka 14:6 amin'ny teny manodidina.