1 Mpanjaka 15:17 MG1865

17 Ary Basa, mpanjakan'ny Isiraely, niakatra hamely ny Joda, dia nanamboatra an'i Rama mba tsy hisy hahazo hivoaka sy hiditra ho any amin'i Asa, mpanjakan'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 15

Jereo 1 Mpanjaka 15:17 amin'ny teny manodidina.