1 Mpanjaka 15:20 MG1865

20 Ary Beni-hadada nihaino an'i Asa mpanjaka ka naniraka komandin'ny miaramilany hamely ny tanànan'ny Isiraely, ary namely an'Iona sy Dana sy Abelabeti-maka ary Kinerota rehetra mbamin'ny tanin'ny Naftaly rehetra izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 15

Jereo 1 Mpanjaka 15:20 amin'ny teny manodidina.