1 Mpanjaka 15:27 MG1865

27 Ary Basa, zanak'i Ahia, amin'ny taranak'Isakara, nikomy taminy dia namely azy tao Gibetona, izay an'ny Filistina (fa Nadaba sy ny Isiraely rehetra nanao fahirano an'i Gibetona fahizay).

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 15

Jereo 1 Mpanjaka 15:27 amin'ny teny manodidina.