29 Ary rehefa nanjaka izy, dia namely ny mpianakavin'i Jeroboama rehetra izy, ka tsy nasiany niangana ho an'i Jeroboama na dia olona iray akory aza, fa naringany avokoa ireo araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Ahia Silonita mpanompony,
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 15
Jereo 1 Mpanjaka 15:29 amin'ny teny manodidina.