8 Ary Abia lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 15
Jereo 1 Mpanjaka 15:8 amin'ny teny manodidina.