1 Mpanjaka 16:13 MG1865

13 noho ny fahotany rehetra sy ny fahotan'i Elaha zanany koa, izay nataony sady nampanotany ny Isiraely ka nampahatezitra an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamin'ny zava-poanany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 16

Jereo 1 Mpanjaka 16:13 amin'ny teny manodidina.