15 Tamin'ny taona fahafito amby roa-polo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, no nanjakan'i Zimry hafitoana tao Tirza. Ary ny olona nanao fahirano an'i Gibetona, izay an'ny Filistina.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 16
Jereo 1 Mpanjaka 16:15 amin'ny teny manodidina.