1 Mpanjaka 17:12 MG1865

12 Fa hoy ravehivavy: Raha velona koa Jehovah Andriamanitrao, tsy manana mofo na dia iray akory aza aho, fa koba kely eran-tànan'ila ao amin'ny barika sy diloilo kely foana ao amin'ny tavoara; ary, he! maka tapa-kazo roa aho izao, ka hiditra hanamboatra ireo hohaninay mianaka, dia ho faty izahay.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 17

Jereo 1 Mpanjaka 17:12 amin'ny teny manodidina.