1 Mpanjaka 18:19 MG1865

19 Ary ankehitriny maniraha hamory ny Isiraely rehetra hihaona amiko any an-tendrombohitra Karmela, ary ny mpaminanin'i Bala dimam-polo amby efa-jato sy ny mpaminanin'ny Aseraha efa-jato, izay mihinana eo amin'ny latabatr'i Jezebela.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18

Jereo 1 Mpanjaka 18:19 amin'ny teny manodidina.