29 Ary na dia efa nitsidika aza ny andro, dia mbola naminany ihany izy hatramin'ny fotoan'ny fanatitra hariva; nefa tsy nisy nanoina, na namaly, na nihaino azy akory.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18
Jereo 1 Mpanjaka 18:29 amin'ny teny manodidina.