1 Mpanjaka 18:34 MG1865

34 dia nanao hoe: Fenoy rano ny siny efatra, ka aidino amin'ny fanatitra dorana sy amin'ny kitay hazo. Dia hoy koa izy: Ataovy indray izany. Dia nataony indray. Ary hoy koa izy: Ataovy indray koa izany. Ary dia nataony indray koa.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18

Jereo 1 Mpanjaka 18:34 amin'ny teny manodidina.