1 Mpanjaka 18:46 MG1865

46 Ary ny tànan'i Jehovah dia tao amin'i Elia, dia nisikina izy ka nihazakazaka teo alohan i Ahaba mandra-pahatongany tany Jezirela.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18

Jereo 1 Mpanjaka 18:46 amin'ny teny manodidina.