1 Mpanjaka 18:5 MG1865

5 Ary hoy Ahaba tamin'i Obadia: Andeha mitety ny tany, dia hatrany amin'ny loharano rehetra sy hatrany amin'ny lohasahan-driaka rehetra; fa angamba hahita ahitra hamelomana ny soavaly sy ny ampondra isika, mba tsy hisy hovonointsika ny biby fiompintsika.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18

Jereo 1 Mpanjaka 18:5 amin'ny teny manodidina.