7 Ary raha tany an-dalana Obadia indro, Elia nifanena taminy; ary nahalala azy izy, dia niankohoka ka nanao hoe: Hay! ianao va ity, ry Elia tompoko?
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18
Jereo 1 Mpanjaka 18:7 amin'ny teny manodidina.