1 Mpanjaka 19:4 MG1865

4 Fa izy kosa nandeha lalana indray andro tany an-efitra, ary tonga ka nipetraka teo ambanin'ny anjavidy anankiray; dia nangataka ho faty izy ka nanao hoe: Aoka izay! alao ny aiko ankehitriny, Jehovah ô. fa tsy tsara noho ny razako aho.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 19

Jereo 1 Mpanjaka 19:4 amin'ny teny manodidina.