1 Mpanjaka 2:11 MG1865

11 Ary ny andro nanjakan'i Davida tamin'ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tao Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:11 amin'ny teny manodidina.