1 Mpanjaka 2:32 MG1865

32 Dia hatsingerin'i Jehovah ho amin'ny lohany ihany ny ràny, satria izy namely olona roa lahy izay marina sady tsara noho izy ka namono azy tamin'ny sabatra, dia Abnera, zanak'i Nera, komandin'ny miaramilan'ny Isiraely sy Amasa, zanak'i Jatera, komandin'ny miaramilan'ny Joda, nefa Davida raiko tsy nahalala izany akory

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:32 amin'ny teny manodidina.