38 Ary hoy Simey tamin'ny mpanjaka: Tsara izany teny izany; araka izany nolazain'ny mpanjaka tompoko Izany no hataon'ny mpanomponao. Ary Simey nitoetra ela tany Jerosalema.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2
Jereo 1 Mpanjaka 2:38 amin'ny teny manodidina.