44 Ary hoy koa ny mpanjaka tamin'i Simey: ianao mahalala ny ratsy rehetra nataonao tamin'i Davida raiko, eny, tsaroan'ny fonao izany, ka dia hatsingerin'i Jehovah amin'ny lohanao ny haratsianao.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2
Jereo 1 Mpanjaka 2:44 amin'ny teny manodidina.