7 Fa ny zanak'i Barzilay Gileadita kosa dia asio soa, ka avelao mba ho isan'izay mihinana eo amin'ny latabatrao izy; fa hanao soa toy izany no nankanesan'ireo tany amiko, fony nandositra an'i Absaloma rahalahinao aho.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2
Jereo 1 Mpanjaka 2:7 amin'ny teny manodidina.