1 Mpanjaka 20:10 MG1865

10 ary izy naniraka tany aminy ka nanao hoe: Hataon'ireo andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha ho ampy eran-tànan-ila akory ny vovok'i Samaria amin'ny isan-olona manaraka ahy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:10 amin'ny teny manodidina.