13 Ary, indro, nisy mpaminany nanatona an'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, ka nanao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Hitanao va ireo olona maro be rehetra ireo ? Indro, hatolotro eo an-tananao ireo anio; dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20
Jereo 1 Mpanjaka 20:13 amin'ny teny manodidina.