1 Mpanjaka 20:41 MG1865

41 Ary nesoriny haingana ilay fehi-loha tamin'ny handriny; ka dia fantatry ny mpanjakan'ny Isiraely fa isan'ny mpaminany izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:41 amin'ny teny manodidina.