10 Dia anangano roa lahy izay tena ratsy fanahy ho eo anatrehany hiampanga azy hoe: Efa niteny ratsy an'Andriamanitra sy ny mpanjaka ianao. Dia ento mivoaka izy, ka torahy vato ho faty.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21
Jereo 1 Mpanjaka 21:10 amin'ny teny manodidina.