1 Mpanjaka 21:2 MG1865

2 Ary Ahaba niteny tamin'i Nabota hoe: Omeo ahy ny tanim-boalobokao mba hataoko fambolena anana, fa akaikin'ny lapako izy; ary hotakalozako tanim-boaloboka tsara noho izy, na vola tokom-bidiny, raha izany no sitraky ny fonao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21

Jereo 1 Mpanjaka 21:2 amin'ny teny manodidina.