1 Mpanjaka 21:22 MG1865

22 Ary ny taranakao hataoko tahaka ny taranak'i Jeroboama, zanak'i Nebata, sy tahaka ny taranak'i Basa, zanak'i Ahia, noho ny nampirehetanao ny fahatezerako sy ny nampanotanao ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21

Jereo 1 Mpanjaka 21:22 amin'ny teny manodidina.