1 Mpanjaka 21:27 MG1865

27 Ary rehefa ren'i Ahaba izany teny izany, dia nandriatra ny fitafiany izy ka nitafy lamba fisaonana nataony manolo-koditra sady nifady hanina sy nandry tamin-damba fisaonana ary nijoretra teny am-pandehanana.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21

Jereo 1 Mpanjaka 21:27 amin'ny teny manodidina.