1 Mpanjaka 21:4 MG1865

4 Ary Ahaba nankany an-trano sady malahelo no sosotra noho ny teny nolazain'i Nabota Jezirelita taminy hoe: Tsy homeko anao ny tanindrazako. Dia nandry teo am-parafarany izy ka nampihodina ny tavany sady tsy nety nihinan-kanina.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21

Jereo 1 Mpanjaka 21:4 amin'ny teny manodidina.