1 Mpanjaka 21:7 MG1865

7 Ary hoy Jezebela vadiny taminy: Moa ianao tokoa va no manjaka amin'ny Isiraely izao? Miarena, mihinàna hanina, ary aoka ho ravoravo ny fonao; izaho hanome anao ny tanim-boalobok'i Nabota Jezirelita.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21

Jereo 1 Mpanjaka 21:7 amin'ny teny manodidina.