1 Mpanjaka 22:17 MG1865

17 Dia hoy Mikaia Hitako fa indreny ny Isiraely rehetra niely teny an-tendrombohitra toy ny ondry tsy misy mpiandry, ary hoy Jehovah: Ireto efa tsy manan-tompo, aoka izy samy hody soa aman-tsara any an-tranony avy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22

Jereo 1 Mpanjaka 22:17 amin'ny teny manodidina.