20 Ary hoy Jehovah: Iza no hitaona an'i Ahaba handeha ho any Ramotagileada ka ho lavo any? Ary ny anankiray niteny toy izao, ary ny anankiray kosa niteny toy izao.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22
Jereo 1 Mpanjaka 22:20 amin'ny teny manodidina.