28 Fa hoy Mikaia: Raha tàhiny ho tafaverina soa aman-tsara ianao dia tsy nampitenenin'i Jehovah aho tsy akory. Ary hoy koa izy: Samia mihaino izany ianareo, ry firenena rehetra.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22
Jereo 1 Mpanjaka 22:28 amin'ny teny manodidina.