3 Ary hoy ny mpanjakan'ny Isiraely tamin'ny mpanompony: Moa fantatrareo va fa antsika Ramota-gileada, nefa isika mitoetra foana ka tsy maka azy amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Syria?
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22
Jereo 1 Mpanjaka 22:3 amin'ny teny manodidina.