1 Mpanjaka 3:18 MG1865

18 Ary nony efa velona hateloana aho, dia mba velona koa izavavy ity; ary izahay roa vavy ihany no tao; tsy nisy olon-kafa tao aminay tao an-trano, fa izahay roa vavy ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:18 amin'ny teny manodidina.