1 Mpanjaka 3:2 MG1865

2 Kanefa ny olona mbola namono zavatra hatao fanatitra teny amin'ny fitoerana avo ihany, fa tsy mbola nisy trano vita ho an'ny anaran'i Jehovah hatramin'izany andro izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:2 amin'ny teny manodidina.