1 Mpanjaka 3:28 MG1865

28 Ary raha ren'ny Isiraely rehetra izany fitsarana nataon'ny mpanjaka izany, dia natahotra ny mpanjaka izy, satria hitany fa misy fahendren'Andriamanitra ao am-pony ho entiny mitsara.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:28 amin'ny teny manodidina.