1 Mpanjaka 4:13 MG1865

13 Beni-gabera tao Ramota-gileada; ny tanàna madinika an'i Jaïra, zanak'i Manase, izay any Gileada, no azy; azy koa ny tany Argoba, izay any Basana, dia tanana enim-polo lehibe nisy manda sy hidy varahina;

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 4

Jereo 1 Mpanjaka 4:13 amin'ny teny manodidina.