7 Ary Solomona nanendry roa ambin'ny folo lahy ho amin'ny Isiraely rehetra hiadidy ny zavatra rehetra nilain'ny mpanjaka sy ny ankohonany; samy niadidy ny iray volana avy amin'ny herintaona izy.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 4
Jereo 1 Mpanjaka 4:7 amin'ny teny manodidina.